Vina sy iraka
« Malagasy tafaray n’aiza n’aiza. »
« Malagasy united, near or far. »
« Des Malagasy unis, de près ou de loin. »
Ekipa Sakaiza
Ho Tena Anjara
Hatramin'ny 2023
Ny fahitanay
Izay mandrisika anay
Natao ho an'ny Malagasy manokana ho an'ny samy Malagasy
Natokana ho an’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka maneran-tany sy ny eto an-toerana, 18 taona no mihoatra ihany. Ho an'izay efa vonona sy matotra. Natao ho an’ny Malagasy efa nisara-panambadiana na maty vady ihany koa.
Sehatra vaovao
Ny tanjon'ny Sakaiza dia ho sehatra voalohany ampifanatonana Malagasy hiara-hanorina fifandraisana manan-danja mifototra amin'ny lova sy soatoavina iombonana.
Matotra sy maharitra
Dingana goavana ny fanambadiana. Ary isika Malagasy dia afaka mifanandratra tsy miandry ny hafa hanao izany eo amin’ny toerantsika.
Vonona hitady ny hafa antsasany?
Miaraha amin'ireo Malagasy an'arivony nahita ny fahasambarany tao amin'ny Sakaiza.
Manomboka izao










